|
|
|
|

Entrée1 fahitana
Radical  2hita
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Ny maso
Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
Explications en anglais  5 sight, vision [1.7]
Explications en français  6 La vue, l’instrument [1.3#251]
7 la vue; une vision [1.8]
Exemples  8 Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472#]
9 Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#]
10 Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#]
Vocabulaire  11 Biologie
Analogues  12 fanamboloana, 13 fandrenesana, 14 fitsapana, 15 fitsiroana
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot
Article  17Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  18 fahatany, 19 fahitana, 20 fitahana, 21 tahafina

Mis à jour le 2025/11/02