Entrée fahitsiana (hitsy)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française la droiture, l’équité, la franchise [Abinal 1888]
Exemples 
1Ny fitaka dia nisolo fahamarinana sy fahitsiana. [White: Patriarka]
2Indro anefa tianao mba ho ao anatin' ny fo ny fahitsiana; [Baiboly]
3Anisan' ny laharam-pahamehana ny fiverenan' ny antokom-pivavahana amin' ny fenitra fahitsiana sy fahamarinana. [SeFaFi ]

Entrée fahitsiaña
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] fahatsorana [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2021/04/08