Entrée fakana (aka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay
Fiantsoana: Fakana miaramila [1.1]
Explications en français L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend [1.3]
Exemples 
1Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117]
2Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471]
3Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/04