| Entrée (1/2) | 1 falim-po |
| Partie du discours | 2 locution |
| Explications en malgache |
3 [falim-po] faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra
[1.1] |
| Synonymes | 4 falyraviny, falyvolony |
| Entrée (2/2) | 5 falimpo |
| Mots élémentaires | 6 faly, 7 fo |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en malgache |
9 Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be
[1.1] |
| Explications en anglais |
10 [falim-po] A present for some favour, a gift.
[1.2] |
| Explications en français |
11 [falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu
[1.3] |
| Anagrammes | falimpo, falim-po |
| Mis à jour le 2026/02/08 |
|