| Entrée | 1 famadihana | 
| Radical | 2vadika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 
4 fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana: -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny; -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
5 the act of turning something over; treachery, treason the "turning of the bones" of the dead [1.7]  | 
| Explications en français | 
6 l'action de retourner [1.3, 1.8] 7 l’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause action de transporter les morts dans un autre tombeau [1.3] 8 trahison "retournement" des ossements des ancêtres [1.8]  | 
| Exemples | 
9 Niakatra an' Antananarivo aho nony vita ny famadihana.
[2.472] 
 10 Tsy mora ny manao raharaha, ka mbola nanangom-bola ho enti-manana ny famadihana aho. [2.529]  | 
| Citations | 11 Textes citant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/07 | 
 |