Entrée famantsilahy
Mots élémentaires famantsy ; lahy
Partie du discours adjectif
Explications en anglais A clever man hard to fool [1.7]
Explications en français Un roué, un politique habile [1.3, 1.8]
Exemples 
1Samy famantsy lahy ireo raha hitolona omby. [1.437]
2Dia izy ve no hifanandrina amin' iretsy olona efa famantsilahy, olona ambony, manankarena, manam-pahaizana! [2.285]
3Izao no marina momba io: fahaizana tsy miasa afa-tsy amin' ny maizina aloha izy, ary hatrizay fampisehoana rehetra nataon' ny famantsilahy indrindra aminy natrehin' ny mpitsara tsy azo norebirebena, dia tsy mbola nisy izay resaka tamin' ny maty nitranga, na indraindray tra-tehaka teo ny soloky; [2.296]

Mis à jour le 2023/08/19