|
|
|
|

Entrée (1/2)1 famokarana
Radical  2fokatra
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana
Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa [1.1]
Explications en anglais  5 exhumation of the dead [1.7]
Explications en français  6 exhumation d'un cadavre [1.8]

Entrée (2/2)7 famokarana
Radical  8vokatra
Partie du discours  9 nom
Explications en malgache  10 Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana [1.1]
Explications en anglais  11 industrial or agricultural production [1.7]
Explications en français  12 production agricole ou industrielle [1.8]
13 production [1.13]
Exemples  14 Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana? [2.424#]
15 Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. [2.606#]
Tous les mots composés  165 combinaisons de ce mot

Anagrammes  17 famokarana, 18 Kafarnaoma, 19 ramanakofa

Mis à jour le 2025/10/08