Entrée | 1 famoniana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vony |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fahavakisam-bony |
Explications en français |
5 [1.196] floraison ; saison des fleurs |
Exemples |
6 [2.996#29.018.005] Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. |
Anagrammes | 7 famoinana, famoniana, fimaonana, fiomanana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |