Entrée vony
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [Rajemisa 1985]
   taovam-pananahan'ny zavamaniry [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a flower [Hallanger 1973]
Définition française   fleur [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
vony
voniko
voninao
voniny
vonintsika
voninay
voninareo
vonin'
vonin-
vonim-
-bony
-boniko
-boninao
-boniny
-bonintsika
-boninay
-boninareo
-bonin'
-bonin-
-bonim-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot vony (1): Ankilimivony

Entrée vony
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   yellow [Hallanger 1973]
Définition française   couleur jaune [Hallanger 1974]
Synonymes   vonivony
Tableaux et planches   Les Couleurs

Entrée voñy
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   [Taisaka, Tambahoaka] fierena [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2013/10/13