|
|
|
|

Entrée1  famonoana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  vono
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana
Fitsofana: Famonoana afo
Explications en français  7  [1.3] l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause
Exemples  8  [2.113] Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
9  [2.470] Ny famonoana ireo zandriny no navelany.
10  [2.366] Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa?
Citations  11  Textes citant famonoana

Anagrammes  12  amofonana, famonoana, namofoana

Mis à jour le 2025/08/10