Entrée vono
Partie du discours   nom
Définition malgache   Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony
¶ Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina
¶ Fitsofana ny jiro
¶ Fikosehana ny soratra tsy ho hita [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   killing; murder [Hallanger 1973]
Traduction française   action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [Abinal 1888]
   tuerie, meurtre [Hallanger 1974]
Exemples   Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [Rajohanesa: Kintana]
Dérivations  
Morphologie  
vono
vonoko
vononao
vonony
vonontsika
vononay
vononareo
vonon'
vonon-
vonom-
-bono
-bonoko
-bononao
-bonony
-bonontsika
-bononay
-bononareo
-bonon'
-bonon-
-bonom-
Mots composés, titres, noms  

Entrée vôño
Partie du discours   nom
Définition malgache   mampifanaraka, mampitovy [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2015/10/01