|
|
|
|

Entrée1  fampiodinana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  odina
Explications en français  4  [1.3#457] l'action de faire révolter
Exemples  5  [2.996] Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao.
Synonymes  6  fanodinana

Mis à jour le 2025/07/29