Entrée (1/3) | 1 fanodinana |
Radical | 2 hodina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1] 5 asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13] |
Explications en français |
6 transformation, traitement [1.13] |
Exemples |
7 Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena.
[2.503]
|
Tous les mots composés | 8 3 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/3) | 9 fanodinana |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en français |
11 manivelle [1.13] |
Vocabulaire | 12 Technique |
Entrée (3/3) | 13 fanodinana |
Radical | 14 odina |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 l'action de faire révolter [1.3#457] |
Vocabulaire | 17 Technique |
Synonymes | 18 fampiodinana |
Anagrammes | 19 fanodinana, 20 fiondanana |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |