Entrée abosy
Partie du discours   nom
Définition malgache   fandrisihana na fandroboana olona hanao [...]
Mitovy hevitra: doka ~ fandriamalemy lafika ~ kobaka am-bava ~ lango malemy ~ lokanga hisatra ~ pasopasoka ~ risika ~ robo ~ roboka ~ ronono an-tavy ~ safosafo ~ safosiaka ~ safovody ~ tambitamby ~ taona ~ teny malefaka ~ tsetsaka ~ volana hatenda ~ volana mahadradraka
¶ famokisana hanao zavatra na tsara na rat [...]
Mitovy hevitra: bontsina ~ fo omena ~ toho-tsofina
¶ fitaka atao olona an-kafetsena
Mitovy hevitra: angoly ~ antohim-bato ~ fahan-dalitra ~ fangopangoka ~ saroro ~ sarory ~ sodika ~ solia ~ sombe ~ sombia ~ vato mafana atolotra ~ vohony [texte complet dans Rajemisa 1985]
Dérivations  
Morphologie  
abosy
abosiko
abosinao
abosiny
abosintsika
abosinay
abosinareo
abosin'
abosin-
abosim-
Autres orthographes  

Mis à jour le 2012/07/11