| Entrée | 1 fanafoanana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 foana |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en français |
6 [1.3] l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler 7 [1.13] annulation |
| Exemples |
8 [4.27] Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana.
9 [2.472] Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. 10 [2.503] Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|