|
|
|
|

Entrée1  fanakobanana
Radical  2 kobana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana. [1.1]
Explications en français  5 L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient. [1.3#344]
6 rinçage. [1.13]
Exemples  7  Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro. [2.424#]

Mis à jour le 2025/09/12