|
|
|
|

Entrée1 fanambatambazana
Radical  2tambitamby
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy [1.1]
Explications en anglais  5 the act of enticing or coaxing [1.7]
Explications en français  6 action de cajoler [1.3#659, 1.8]
7 l'action de caresser, de consoler, le motif [1.3#659]
8 action d'allécher [1.8]
Exemples  9 Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy. [2.470]
10 Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. [2.472]

Mis à jour le 2025/09/12