| Entrée | 1 fanampina |
| Radical | 2 tampina |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina manampina, manentsina
5 Azo tampenana [1.1] |
| Exemples |
6 Raha azo atao dia omeo fanampina zinc ny zazakely na zaza voan'ny aretim-pivalanana
[2.424#]
|
| Anagrammes | 7 fampañina, 8 fanampina, 9 fañimpaña, 10 mpanafina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|