Entrée fanasina (hasina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manasina, mamoly, manady [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée fanasina (hasina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo ahasina [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée fanasina (hasina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [Rajemisa 1985]

Entrée fanasina (hasina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo akivilivily, azo rotsirotsina [Rajemisa 1985]

Entrée fanasina (hasina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [Rajemisa 1985]

Entrée fanasina (hasina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [Rajemisa 1985]

Entrée fanasina (masina)
Partie du discours nom
Définition malgache Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [masina (hasina), saltish.] Salt. [Richardson 1885]
 kitchen salt [Hallanger 1973]
Définition française sel de cuisine [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes sira
Articles 

2017/06/29