| Entrée | 1 fanazavana tsy mivantana |
| Mots élémentaires | 2 fanazavana, 3 tsy, 4 mivantana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 ataratra amin'ny toeran-kafa aloha ny hazavana vao alefa amin'izay tiana hohazavaina [1.13] |
| Explications en français |
7 éclairage indirect [1.13] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|