Entrée (1/2) | 1 mivantana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vantana |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
15 [1.1] Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny |
Entrée (2/2) | 16 mivantàna |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mivantana [Liste complète] |
Radical | 18 vantana |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Anagrammes | 21 ivantanam, manintava, mavintana, mivantana, mivantàna, nitavanam |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |