Entrée (1/3) | 1 fandraisana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ray |
Tous les mots composés | 4 10 mots contenant fandraisana |
Explications en malgache |
5 [1.1] Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma |
Explications en anglais |
6 [1.2] A piece of wood used in weaving 7 [1.7] the act of receiving |
Explications en français |
8 [1.8] action de recevoir 9 [1.13.fr#56] préhension |
Exemples |
10 [2.356] Tena fatratra ny fandraisana azy. 11 [2.895] Fatratra ny fandraisana natao azy tao. 12 [2.649] Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany. 13 [2.472] Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. |
Illustrations |
|
Entrée (2/3) | 15 fandraisana |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 [1.196] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Merina]
18 [Betsileo] |
Vocabulaire |
19 Botanique |
Entrée (3/3) | 20 fandraisana |
Partie du discours | 21 nom |
Radical | 22 ray |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
24 [1.1] (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana |
Explications en anglais |
25 [1.2] [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. |
Exemples |
26 [2.356] Tena fatratra ny fandraisana azy. 27 [2.895] Fatratra ny fandraisana natao azy tao. 28 [2.649] Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. 29 [2.472] Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. |
Vocabulaire |
30 Religion et Liturgie |
Anagrammes | 31 fandasirana, fandraisana, fiandrasana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |