|
|
|
|

Entrée1  fandroso
Radical  2 roso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany:
5 Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a ! [1.1]
Explications en français  6 Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter [1.3#550]
Exemples  7  Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso. [2.436#]
8  Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika. [2.472#]

Mis à jour le 2025/11/17