Entrée roso
Partie du discours participe
Définition malgache Efa miainga; efa lasa: Rosa ny dia [Rajemisa 1985]
Définition anglaise going on [Hallanger 1973]
Définition française continuer, progresser [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
ho roso
ho rosoko
ho rosonao
ho rosony
ho rosontsika
ho rosonay
ho rosonareo
ho roson'
ho roson-
ho rosom-
Exemples 
1Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa. [Andriamalala: Ranomasina, page 40]
2Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [Andraina: Mitaraina, page 234]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot roso (1): Imerimandroso

2017/05/19