| Entrée (1/4) | 1 fanenitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana
[1.13] |
| Explications en français |
4 tétanos
[1.13] |
| Vocabulaire | 5 Santé |
| Analogues | 6 tetanosy, 7 tomboka |
| Entrée (2/4) | 8 fanenitra |
| Radical | 9 tenitra |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony
[1.1] |
| Explications en anglais |
12 a species of mason wasp. [Menangabow panangit.]
13 This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2] 14 a wasp [1.7] |
| Explications en français |
15 guêpe
[1.3#147, 1.8, 1.13] |
| Exemples |
16 nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
[2.895#]
|
| Vocabulaire | 17 Zoologie: invertébrés |
| Synonymes | 18 fangaraka, takolapanenitra |
| Analogues | 19 kitoka |
| Article | 20 Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (3/4) | 21 fanenitra |
| Radical | 22 tenitra |
| Partie du discours | 23 nom |
| Explications en malgache |
24 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana
[1.1] |
| Entrée (4/4) | 25 fanenitra |
| Radical | 26 tenitra |
| Partie du discours | 27 nom |
| Explications en malgache |
28 Fomba entina manenitra, maneso, manaraby
[1.1] |
| Explications en français |
29 critique
[1.3#147] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|