Entrée fangaraka (haraka)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba fampidirana ao amin' ny haraka
¶ Fampiditra ao amin' ny haraka [Rajemisa 1985]

Entrée fangaraka
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. [Richardson 1885]
 the mud mason wasp [Hallanger 1973]
Définition française abeille maçonne [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2009/02/23