Entrée | 1 faneno |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 neno |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ |
Explications en français |
6 [1.3#451] manière de retentir |
Exemples |
7 [2.4#] Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. 8 [2.470#] Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. 9 [2.270#] Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? |
Vocabulaire |
10 Musique: (en général) |
Anagrammes | 11 afenon, faneno, foneña, nafeno |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |