Entrée neno
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fampiasa irery fa enti-milaza feo re amin' ny fitsofana na fitendrena zava-maneno, hirahiran' ny vorona na feo ataon' ny biby sasany; fitatatatana amin' ny teny na vatsavatsa atao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a sound, a noise, an explosion. Se eno. [comp. swa. Maneno, language.] [Richardson 1885]
Définition française son, bruit, explosion, retentissement [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 

2014/08/02