|
|
|
|

Entrée1 fanesoana
Radical  2eso
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny
Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1]
Explications en français  5 Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3#130]
Exemples  6 Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany. [2.470#]
7 Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#]

Mis à jour le 2025/09/12