Entrée fangady (hady)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] angady [Rakotosaona 1972]
   Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [Richardson 1885]
Définition française   [Taisaka] bêche [Deschamps 1936]
Vocabulaire  
Synonymes   angady
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   fangadifohiny

Mis à jour le 2009/02/23