Entrée aviavy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-kazo lehibe iray tarika amin' ny amontana, fahita amin' ny vohitra nonenan' ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy fara ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan' ny aviavy (Ficus trichopoda) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a tree, the white juice of which affords a kind of bird-lime. Ficus sp. [Richardson 1885]
   the fig tree; its fruit [Hallanger 1973]
Traduction française   figuier; figue [Hallanger 1974]
Nom scientifique   Ficus trichopoda
Vocabulaire  
Citations  
Articles  
Analogie   amontana
Illustrations  

Entrée aviavy (avy)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno erỳ [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2017/06/29