Entrée fangalarana (halatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana zavatr' olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr' olona [1.1]
Explications en français L’action de voler, les instruments, les moyens pour [1.3]
Exemples 
1Ivelan' izany anefa, dia tsapany teto fa misy koa mpifehy toby mahita fomba fangalarana azy manokana. [2.472]
2Nalaza loatra ny haratsian' ireo jiolahy tao ireo fa sady nanararaotra ny tsy fifankazahoan' ny Sakalava sy ny taty Imerina izy no efa za-draharaha amin' ny fangalarana sy famonoan' olona rahateo koa dla nanampatra ny hasiahany. [2.895]

Mis à jour le 2023/01/08