| Entrée | 1 fangarona | 
| Radical | 2 harona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   It is used as in the three following words, in addition to its literal sense: fangarompody, fangarompohy, fangarompory [1.2] | 
| Explications en français | 6   Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller. [1.3] | 
| Exemples | 7   Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a!
[2.472#] 8 Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao. [2.424#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |