Entrée fanjava (zava)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] vola, teny [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] vola [Rakotosaona 1972]
   Vola [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   riches, money, wealth [Richardson 1885]

Entrée fanjava (zava)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] volana (manazava alina) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] volana [Rakotosaona 1972]
   volana [Rajemisa 1985]
   fotoana mitovy amin'ny faharetan'ny fihodinan'ny volana amin'ny tany [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   [Mod. s. from manjava (zava).] The moon [Richardson 1885]
Définition française   mois lunaire [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Entrée fanjava (zava)
Partie du discours   nom
Définition anglaise   [Provincial] a charm or medicine for colic [Richardson 1885]
Vocabulaire  

2010/04/03