| Entrée (1/2) | 1 fanoloana | 
| Radical | 2 solo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao? Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [1.1] | 
| Explications en français | 5   L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause [1.3#623] 6 substitution [1.13] | 
| Exemples | 7   Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra.
[2.472#95] 8 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#2003/04/11] | 
| Entrée (2/2) | 9 fanoloana | 
| Radical | 10 oloana | 
| Partie du discours | 11 nom | 
| Explications en malgache | 12   Izay olona eo anoloana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |