Entrée fao-dranomaso
Mots élémentaires fao- (faoka) ; ranomaso
Partie du discours locution
Explications en malgache Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana) [1.1]
Explications en anglais [ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person.
manao fao-dranomaso: to present the usual gift to persons who have been bereaved. [1.2]
Exemples 
1ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra. [1.370]
2Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso [2.436]

Mis à jour le 2023/11/26