| Entrée | 1 farary |
| Radical | 2 rary |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 often ill
[1.7] |
| Explications en français |
6 souvent malade, maladif
[1.8] |
| Exemples |
7 Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary.
[1.437#]
8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Analogues | 10 farofy, 11 malemy, 12 malezolezo, 13 malovilovy, 14 mangorera, 15 marafoka, 16 mararyovana, 17 marisarisa, 18 mavozo, 19 migidredro, 20 osa, 21 saozanina, 22 tsymahazonofo, 23 tsymatanjaka, 24 tsysalama, 25 tsyseheno |
| Anagrammes | 26 farary, 27 firara |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|