| Explications en malgache |
5 Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny
6 Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny
[1.1]
[faty antoka]
7 fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy
[1.1]
|