Entrée faty
Partie du discours nom
Définition malgache Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao
¶ Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a corpse, death [Richardson 1885]
 a corpse [Hallanger 1973]
Définition française un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!)
¶ un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais)
¶ un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé)
¶ signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [Abinal 1888]
 cadavre [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
faty
fatiko
fatinao
fatiny
fatintsika
fatinay
fatinareo
fatin'
fatin-
fatim-
-paty
-patiko
-patinao
-patiny
-patintsika
-patinay
-patinareo
-patin'
-patin-
-patim-
Mots composés, titres, noms 
Exemples hazo va aho ka ho faty mahitsy? [Fox: Hainteny, numéro 245]
Citations 

Entrée faty
Partie du discours nom
Définition malgache Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [Rajemisa 1985]
Définition française perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [Abinal 1888]

Entrée faty
Partie du discours nom
Définition française  [Sakalava] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2019/01/01