|
|
|
|

Entrée1 fatoriana
Radical  2tory
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra.
5Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko. [1.1]
Exemples  6 Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno. [2.472]
Morphologie 
7 Simple :
8 Préfixée :
Tous les mots composés  9hôtely fatoriana

Anagrammes  10 fatoriana, 11 firaotana, 12 firoatana, 13 ifatorana, 14 tafaorina, 15 tafariona

Mis à jour le 2025/10/08