| Entrée | 1 ferinaina |
| Mots élémentaires | 2 fery, 3 aina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Fijaliana mafy
[1.1] 6 [ferin' aina] fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [1.1] |
| Explications en anglais |
7 [ferin-aina] Sighing, groaning, grief.
[1.2] |
| Explications en français |
8 [ferin' aina] souffrance, affliction
[1.3, 1.5] |
| Vocabulaire | 9 Emotions |
| Autres orthographes | 10 ferin' aina, ferin-aina |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|