Entrée fetezana (mety)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
¶ Fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   willingness; suitability [Hallanger 1973]
Traduction française   convenance, assentiment [Rajaonarimanana 1995]
   consentement; qualité de ce qui convient [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2013/09/20