|
|
|
|

Entrée 1  fianarana
Radical  2 anatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Explications en anglais  5 the act of learning; studies; a school [1.7]
Explications en français  6 action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
7 étude, apprentissage [1.13]
Exemples  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471#31]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472#31]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499#60]
Combinaisons  12  11 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fianarana
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 fanairana, 15 fanaraina, 16 fanariana, fianarana, 17 fiaranana, 18 ifaranana

Mis à jour le 2026/03/07