Entrée fiarakodia
Mots élémentaires fiara ; kodia
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [1.1]
Explications en anglais A carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [1.2]
 An automobile [1.7]
Explications en français Automobile [1.8]
Exemples 
1Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472]
2Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356]
3Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. [2.4]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11