|
|
|
|

Entrée1  fiaram-bahoaka
Mots élémentaires  2 fiara, 3 vahoaka
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Explications en français  6 autobus [1.5]
Vocabulaire  7  Transports
Synonymes  8 fiarabe

Mis à jour le 2025/09/12