Entrée fiaram-bahoaka (fiara, vahoaka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [Rajemisa 1985]
Traduction française   autobus [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire  
Synonymes   fiarabe

Mis à jour le 2016/11/01