Entrée fiaramby (fiara, vy)
Partie du discours nom
Exemples Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : fiaramby, fiarambiko, fiarambinao, fiarambiny, fiarambintsika, fiarambinay, fiarambinareo, fiarambin', fiarambin-, fiarambim-
Préfixée : -piaramby, -piarambiko, -piarambinao, -piarambiny, -piarambintsika, -piarambinay, -piarambinareo, -piarambin', -piarambin-, -piarambim-

Mis à jour le 2020/07/31