Entrée fifampivarotana (varotra)
Partie du discours nom
Exemples 
1noho ny fahalalany sy ny fahatakarany tsy hita noanoa momba ny fifampivarotana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 37]
2Ny fandrosoan' ny fifampivarotana dia zavatra tena nilain' ny firenena roa tonta. [Randzavola: Baiboly, page 376]

2013/12/18