| Entrée | 1 fifanakalozana |
| Radical | 2 takalo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en français |
4 échange, transaction
[1.13] |
| Exemples |
5 Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana.
[2.445#85]
6 Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472#21] |
| Tous les mots composés | 7 fifanakalozan-kevitra |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|