| Entrée | 1 fihavanana |
| Radical | 2 havana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza.
5 Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: 6 Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ 7 Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana [1.62#384] |
| Explications en anglais |
8 blood relationship; friendship, comradeship
[1.7] |
| Explications en français |
9 lien de parenté
[1.54] 10 parenté de sang; amitié, bonnes relations [1.8] |
| Exemples |
11 Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana!
[2.528#]
12 Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany. [2.606#] 13 Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay. [2.366#] |
| Tous les mots composés | 14 13 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | fihavanana, 16 fivanahana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|